|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 na... aza |
| Singan-teny | 2na, 3aza |
| Sokajin-teny | 4 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony ho izy ny toe-javatra: Horaisiko ihany ny fangatahanao na (dia) efa tratra aoriana aza, na fanekena ny fisian' ny toe-javatra iray: Na maro aza ny voninkazo, mbola ny raozy ihany no tiako.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6na dia... aza |
| Fivaditsoratra | 7 Azana, 8 na... aza |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|